Tiako foana (Tiavina Raoelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankatia hatrany orsqt isika roa
Ary tsy nifankafoy
Dia niaina fiainana iray
Toy ny anaty nofy.
Fa fitiavan-tsika iny anie, tena mamiko e!
Inona anefa no tena antony e?
Fa tiako foana ianao, aza manahy
F'izay nomenao Ray, dia ekenay
Tsarovy hatrany anefa, ny aina tsy mifametra e!
Hajao ny olon-tianao, raha tena tia azy ianao.
Tsaroako foana ary ato an-tsaiko, fitiavan-tsika fahiny
Nanjary ho nofy sisa anefa bvtw izany, mangina aho ankehitriny.
Na tiako ho ahy ianao, hoe: mandrakizay
Toa raki-bolana vaovao no iainanay!!
Fa tiako foana ianao, aza manahy
Na dia lahatrao ry Ray, dia ekenay
Hifonako aminao ny adidy tsy nataoko
Malahelo mafy anao tononkira.serasera.org aho, navelanao irery evtxeghg aho.
....
Fa tiako foana ianao, aza manahy
F'izay nomenao Ray, dia ekenay
Fa tiako foana anie, malalako izy anie!
Fa nandao ahy izy e!eh!, any ankoatra e!eh!
....
Ny hafatro aminareo, mpifankatia
Hajao foana izy iny, fandalovana ny ety.
Ny hafatro aminareo, mpifankatia
Hajao foana izy iny, fa fandalovana ny ety!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tiavina RaoelisonVangy : 883
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 25/04/2023 02:42