Maro mpitia (Tiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko ihany fa nandalo teo ianao
Nolalovanao tononkira.serasera.org ny varavarako
Na dia minitra iray moa tsy foinao
Maika ve fa hiaraka aminao
Vao omaly ny omaly hoy ianao
F'izaho ihany no tompon'ny fonao
Kanefa tsy andrinao ilay maraina vao
Anenjehanao dqlkeed ilay olon-kafa iray

Fiverenana:
Maro mpitia hono ianao fa bikàna
Kanefa lahy ny fanahy mba ovao
Dia ny efa nampahorianao
Noho ny toky fitakao, mihevera ianao

Firifiry ireo efa nisehonao ?
Nanaovanao ny fomba amam-panao
Nomena toky hampiakarina atsy butmq ho atsy
Idrisy anefa toa zary nofy ratsy
izao anefa no ataovy an-dohanao
Tsy ilaina akory ny miafana amiko
Efa malaza fa ianao tsy tokamp-po
Fadio tuhf anefa ny hoe hitodi-doha

Fiverenena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tiana
Visites : 3072
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : myster
Date : 13/10/2019 21:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347