Maro mpitia (Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reko ihany fa nandalo teo ianao
Nolalovanao ny varavarako
Na dia minitra iray moa tsy foinao
Maika ve fa zwfnwd hiaraka aminao
Vao omaly ny omaly kariuqz hoy ianao
F'izaho iwer ihany no tompon'ny fonao
Kanefa tsy andrinao ilay maraina vao
Anenjehanao ilay olon-kafa iray
Fiverenana:
Maro mpitia hono ianao fa bikàna
Kanefa lahy ny fanahy mba ovao
Dia ny efa nampahorianao
Noho ny toky fitakao, mihevera ianao
Firifiry ireo efa nisehonao ?
Nanaovanao ny fomba amam-panao
Nomena toky hampiakarina atsy ho atsy
Idrisy anefa tononkira.serasera.org toa zary nofy ratsy
izao anefa no ataovy an-dohanao
Tsy ilaina akory ny miafana amiko
Efa malaza fa ianao tsy tokamp-po
Fadio anefa ny hoe hitodi-doha
Fiverenena
Nolalovanao ny varavarako
Na dia minitra iray moa tsy foinao
Maika ve fa zwfnwd hiaraka aminao
Vao omaly ny omaly kariuqz hoy ianao
F'izaho iwer ihany no tompon'ny fonao
Kanefa tsy andrinao ilay maraina vao
Anenjehanao ilay olon-kafa iray
Fiverenana:
Maro mpitia hono ianao fa bikàna
Kanefa lahy ny fanahy mba ovao
Dia ny efa nampahorianao
Noho ny toky fitakao, mihevera ianao
Firifiry ireo efa nisehonao ?
Nanaovanao ny fomba amam-panao
Nomena toky hampiakarina atsy ho atsy
Idrisy anefa tononkira.serasera.org toa zary nofy ratsy
izao anefa no ataovy an-dohanao
Tsy ilaina akory ny miafana amiko
Efa malaza fa ianao tsy tokamp-po
Fadio anefa ny hoe hitodi-doha
Fiverenena
--------
Lien:
