Enga anie ho samy tafa (Thiera Kougar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Fa rehefa faly iny ah ny maraina,
Mitsikitsiky ery mandeh.
Satria zah zava-manan'aina, mahatsapa ny lanjan'ny fiavana eh!
Koboko fa ianao io,
D zah aty vula mba te hifankatia,
Mandrakizay rah azo atao,
Fa mamy be ny mihavana rahavana.
Fa ela ny ela, fa isika tononkira.serasera.org tsy ho voasaraky ny elanelan-tany.
Afaka miserasera, lamozika nampitambatra ny fo mitempo hatrany.
Torolalana nampiray, fa ny zotram-piainana efa samy manana ny azy.
Atao faona zay mampilay, fa rehefa tafahaona afaka mba manal'azy

REFR:
Enga anie tsika ho samy tafa,
Samy anamarika ny fisiany amin'izay ohswtcm rehetra kasainy.
Enga anie tsika ho samy tafa, satria tsika positif man, positif girl.

2)
D tsy ivatsika loha na dia bobaka ny mpialona,
Ny ataotsika foana no ataotsika hoa ry gyal,
Tanjona ho aoidwdtj tafita fa ny antsika hafa kely,
Tsika mifanampy vao mitambatra mahery,
Revetsika ny mpangarika satria tsika milay,
Tsika mahasahy mifandaroka amin'ny anaran'ny Ray.
Tsika tsy manaiky ny tsy rariny amin'ny tsara vitanay.
Ampilamina fa mahatsiaro mibebaka.

REFRAIN:
...

--------
Lien:
Commentaires
koug's belouh ( 13/11/2016 17:51)
Ho ela velona ny kolon-tsaina PUR
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thiera Kougar
Visites : 4787
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : koug's belouh
Date : 13/11/2016 18:13
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0562