You are here: home > Tononkira > Thiera Kougar

One sento (Thiera Kougar)

Fa tsy nataoko zava-poana fa tena sarobidy ny fandraisako anao
Tsy ampiaram-bolana isan-taona hanaovako porofo ny fitiavako anao  iao
Tsy andriko zay hahatafahoana fa mampanonofinofy ny miaraka aminao
Hafa mihintsy ny eo anilandry mahafatiantoka raha tsy hankafy
Iray lalana aminao zaho hifampizara ny soa sy ny tsara
hinamamana aminao izao raha ianao no anjara
hiara hanoy ny tantTsiky dia ampyara

Dia, ny masonao manjompika na amin’ny andro maizina aza voamaika mazava
Toa tsy aritro ny tsy hikitika fa voa mahita anao aho dia potika sy rava
Toa zarako aza ianao eo foana fa hotran’ny hoe efa lasa zatra mandavataona
Enga anie ka hilay hatrany ho feno fitiavana ny tany raha
Miaraka aminao izaho hifampizara ny soa sy ny tsara
hinamamana aminao izao raha ianao no anjara
hiara hanoy ny tantara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Thiera Kougar
Mpamaky : 7900
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : harimintsoa
Tamin'ny : 22/11/2015 10:53:02
ID : 7916

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo