Avelao aho (The Magic Swing)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fhzpkhe Avelao aho hitomany, hitomany irery eto aho e
Nanantena aho, nanantena, hay ianao tsy tia ahy akory e
Nefa izao nitia yfer anao, tamin'ny foko manontolo e
Raha nitia ahy ianao, nanjary fitaka sy lainga e
Raha ny fihafiko, fitarainako, tsy nohainonao
Nitarika ratra, tao am-poko noho ianao
Fa ianao tsy namaly, ireny fitiavako ireny
Fa naleonao, namela ahy ho irery
Avelao hitomany, hitomany irery eto aho e
Fa naleonao nandeha, ka namela ahy ho irery e
Manganohano ny masoko noho ianao, hanambitamby ianao tsy handaitra e
Fa avelao aho hitomany, hitomany irery eto aho e
Raha ny alaheloko, fitiavako, tsy nohainonao
Ny ranomasoko, fijaliko, tsy nojerenao

Fa naleonao, bzmqebrn tononkira.serasera.org namela ahy ho irery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : The Magic SwingVisites : 1977
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Magic_Swing
Date : 18/09/2017 20:17