Namako (The Magic Swing)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy hatrany, dia tolagaga aho satria
Niantefa ihany, t@ lay lokom-pitia
Avy hatrany, dia toa sariaka ny endriko
Nanjary hadinoko, hay ianao anie namako

Ka, hoy aho hoe : handao fa ho entiko ianao
Izaho sy ianao, handrato fiainam-baovao
Ianao toa tsy mba mihaino akory
Sa miandry fitia, fitia lavorary?
Ka hoy aho hoe, manam-pitia ve ianao?

Fa dia toloko, tolokoloko ny foko
Mahatsiaro aho hoe : any zany 'lay akamako izany
Rehefa tsy eo ianao, ianao ry kantokeliko
Ka sento, izany foana no setrin'izany

Ka, hoy aho hoe : handao isika hilalao
Izaho sy ianao, handrato fiainam-baovao
Ianao toa tsy mba mihaino akory
Sa miandry fitia, fitia lavorary?
Ka hoy aho hoe, manam-pitia ve ianao?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : The Magic Swing
Vangy : 914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Magic_Swing
Daty : 28/09/2017 22:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618