Avelao aho (The Magic Swing)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho hitomany, hitomany irery eto dthqcj aho e
Nanantena aho, nanantena, hay ianao tsy tia ahy akory e
Nefa izao nitia anao, tamin'ny foko manontolo e
Raha nitia ahy ianao, nanjary fitaka sy lainga e
Raha ny fihafiko, fitarainako, tsy nohainonao
Nitarika ratra, tao tononkira.serasera.org am-poko noho ianao
Fa ianao tsy namaly, ireny fitiavako ireny
Fa naleonao, namela ahy ho qihv irery
Avelao hitomany, hitomany irery eto aho e
Fa naleonao nandeha, ka namela ahy ho irery e
Manganohano ny masoko aymvrry noho ianao, hanambitamby ianao tsy handaitra e
Fa avelao aho hitomany, hitomany irery eto aho e
Raha ny alaheloko, fitiavako, tsy nohainonao
Ny ranomasoko, fijaliko, tsy nojerenao

Fa naleonao, namela ahy ho irery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : The Magic SwingHits : 1978
Likes : 0 Like
Created by : Magic_Swing
Date : 18/09/2017 20:17