Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masiaka (Tefi ft Bob Tobias)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️(Kanto kely ilay apis olala)
Kanto kely ilay apis olala
Mampilela molotra, mampiaka tosidra nama
Na baininao ary tsy ampitsoaka anah
Za sondenda fa aminao no anavo-taranaka
Amby aty ry liva
Teneno ary ilay sipa
Ernesta Kabosy no mandatsaka fa tsy iza
Lazaina fa ampombo,fa reference any akondro
Bomba be tsy anaizana ny aty sady tafondro
Doucement, Rasta tsy mibedave
Tsika roa, hum, attention dégât
Mampisy diabète ianao aki ry sucré naka
Cherie mon amour ana irery fa tsy antsika
Raha savony saforelle madio be majopika
Ataoko jiabijiaby zay rehetra revenao
Manao 15, sasa lamba, manadio, manala Ao
Hum, masik’io
Maditra be ilay bika ambany ambony
Masiso
Mafatifaty kely anie ilay…hum
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Hum, masik’io
Maditra be ilay bika ambany ambony
Masiso
Mafatifaty kely anie ilay….hum
REEEAL BADMAN ambany fenoko bisous
Vao mahita foko manao
Boom Boom Boom
Tiko be le apis jejo manao bijoux
Mola kely ny outft maha K.O DEBOUT
Badgyal moi je t’aime
Rehefa ilay krizy vao may reveko be tena
Hmmm
Rasta amoureux ny thème
Zah vonona ho solafa raha tsy zakanao ny fiainana
Amby aty ma Diva ampireen’i Liva
Real badman tsika tsy mitsoka devoir
Za bandy tsy milefa
Tsondromiko ny kifa
Bebe tsika roa matin jusqu’hariva
Tovivavy tsara rafitra manahitra ny ambopoko
Manjakely toa manintona tsy mba misy tsikoko
Ernest kabosy no beau couple amisé
Raha fiara WWT amilay mifono sachet
Hum, masik’io
Maditra be ilay bika ambany ambony
Masiso
Mafatifaty kely anie ilay…
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Hum, masik’io
Maditra be ilay bika ambany ambony
Masiso
Mafatifaty kely anie ilay….hum
ambanimbany
ambanimbany Bebe
ambanimbany
ambanimbany Bebe
ambanimbany
ambanimbany eh
ambanimbany
ambanimbany
ambanimbany hony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tefi ft Bob TobiasVangy : 34
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 28/02/2026 20:53
