komando (Tefi ft Bob Tobias)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba manahoana akia ny tsirony (X3) ?

Mba manahoana akia ny tsiron'ilay fiainana tsisy anah ?
Zao ndry mitomany isan'andro ô.
Very ilay Jokera notantanana.
Mampamangy e

Mba manahoana akia ny tsirony ?
Ahoana akia ny ngidiny ?
Ahoana akia ilay niadana dia avy eo nbdvx mitsingidina ?
Mba tantarao anah.
Vao lasa ianao anie dia niadana aho.


Niseho ho real badman Aho
Player hoe tsy tana
Fa very tononkira.serasera.org very very Aho
Vao nidony tamin'ny tanà
Tsy vitan'ny hoe lavo fa
Natrosiny amin'ny tany aho mama


Fitiavana daholo ny nanaovako an'ireny akia ry ma petite a
Potipotika ny foko
Sauce voanjo sisa fa efa io ny maskita


Inona no ataoko ry Zalahy
Komando tsy mitomany olala
Fa tena mijaly oa zah
Komando tsy mitomany olala olala olala


Pim Pom
Sokafy kely aloha fa tonga oa ilay nenina
Manakotsako atidoha be ve ilay blem ao
Ny tody tsisy fa ny atao no miverina
Aller ty marenina miverina any

Tsisy alahelo na dia kely fa courage be anie ianao ry piso a.
Tsy manana majinika omena anao aho fa tyh ny paraky tsy miviza.


Badman tsy mifold
Badman tsy mcry
Badmin gentil
fa nampinaninao t*y

Badman natao tena latasy fa reste bandy milay

Tsy manenina aho ry jcksidsu piso amin'ireo rehetra rehetra sy izay zava-bita
Fitiavana madio, tsisy vitsinona
Aiza ianao no hahita

Raha ilwtdtsl te hikoty ela
Tena fait attention oa
La olo io mihitsy lessy
No nampisy tension Aho


Inona no ataoko ry Zalahy
Komando tsy mitomany olala
Fa tena mijaly oa zah
Komando tsy mitomany olala olala olala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tefi ft Bob Tobias
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 28/09/2026 16:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295