Mauvais Garsan (Tefi ft Bob Tobias)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ce soir c'est la fête ne raconte pas à Maman
On va faire des bêtises les parents doivent pas savoir
Andeha hiaza daivo sy hitady beau moment
Mi-commence Fouine finition Balançoire
Salut les amis, Ernesta Kabôsy
Bandy bokobokona fa zéro ny ao am-paosy
Zoky malemy fanahy, madio fitafiana
Mahalany vary iray vilany raha tena kaotiana
Salut copain copine, ici Liva Aromontana
Rariva tsika ivoaka fa manaova maontimaontina
Kata efa paré fa ny money mbola miantona
Bandy pauv-pauvre fa bandy tsy mba mantsina
Lasa ity ry zandry tsy akanitsaka frein
Izay tsy mahazo place mbola misy strapontin
Vola io anie ry zandry manidina ohatran'ny tsy teo
Karama azo androany lany revy io rehefa avy eo

'Ndao hifaly 'ndao hifety 'ndao hirevy
Real badman tsika tsisy bedy
Miaraka daholo tsisy mandeha irery
Raha mitondra mody ilay tode milay eh
Ndao hifaly 'ndao hifety 'ndao hirevy
Real badman tsika tsisy bedy
Miaraka daholo tsisy mandeha irery
Raha mitondra mody ilay tonga dia Ay ay ay

Revitsika revy boto tsy kara Jirama
Sans coupage n'est-ce pas, rasta méchant
Badman bebe ydov amin'ilay mahatorana
Ouh la la mon ami, mauvais Garsan
Pussy gyal noana be mila alika
Voky bex manao kibon'alika
Moramora ihany fa mbola hody tsika
Rahampitso zaho manenina fa ataovy aloha ny kiff ah
Alatsako ny rima, ataoko sensuelle
Atsangano ny revy dia ataovy parallèle
Miteny an'izany izy tena vokatry ny fony
Mahakafoka rahampitso, Tompo oh izaho tsy anao intsony

Ndao hifaly 'ndao hifety 'ndao hirevy
Real badman tsika tsisy bedy
Miaraka daholo tsisy mandeha irery
Raha mitondra mody ilay tode milay eh
Ndao hifaly 'ndao hifety 'ndao hirevy
Real badman tsika tsisy bedy
Miaraka daholo tsisy mandeha irery
Raha mitondra mody ilay tonga dia Ay ay ay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tefi ft Bob Tobias
Visites : 155
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 07/11/2025 12:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2342