Ampianaro aho (tarika hirak'i jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho
Ampianaro aho
Ampianaro aho
Tompo ô,tompo ôôô
Ampianaro aho,ampianaro aho
Hampanjaka ilay tena fitia,fitiavana
Ampianaro aho,ampianaro aho
Hampanjaka ilay tena fitia,fitiavana

Feno fiavonana,sy fialonana
Ao anatiko ao
Feno fitiavan-tena sy fanandratantena
Tsy mitsinjo ny hafa,tia mirehareha
Miantsara velatsihy,mba milaza ihany hoe tia
Nefa eo am-bava ihany,
ny fo maloto hatrany hatrany

ampianaro aho....

Mifona Tompo ô!mamelà ahy re
Fa tsy mendrika ny ho zanakao
Maloto ny ato anatiko
Ampitoero ato amiko,ilay fitia madio
tsy miangatra,tsy manavaka!!
Ovay Ray ô
Ampianaro aho.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : tarika hirak'i jesoa
Visites : 1254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rianfeli
Date : 27/09/2017 09:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967