Jerosalema vaovao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa antomotra ny andro
     izay voalaza fa hanangonana
     Ireo voa izay nafafy
     Hanangonana ny tsara
  tononkira.serasera.org    Ho ao an-tsopitra
     Sy ny ratsy izay Ho dorana

(Ho diboka)
Ka ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mandinika ny Vala
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra

2) Enganie ka tsy hitsapa
     tany foana
     Andriamanitra
     Ray sy Zanaka Fanahy
     Na hitondra tanam-polo
     qcnepcvu any an-danitra
     Rehefa tonga ny andro farany

(Ho diboka)
FA ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mibanjina fa vkeywpnn indro
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra

3) Indro tazako JEROSALEMA  
     vaovao
dyvtwihw     Lay tanàna soa
     Zay nomanin'i Jesosy
     Lay tanàna volamena
     Misy lovasoa
     Dia ilay seza fiandrianana

(No Lova)
Io no Lova sarobidy
Sady tsy mba mety lo
Tsy mba manam-pahavalo
Toa ny Lova ety an-tany
Fifaliana fihobiana
Tsy misy fitsaharana
Fandriampahalemana
Any an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03