Jerosalema vaovao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa antomotra ny andro
izay wyksffj voalaza fa hanangonana
zascwfy Ireo voa izay nafafy
Hanangonana ny tsara
Ho ao an-tsopitra
tononkira.serasera.org Sy ny ratsy izay Ho dorana
(Ho diboka)
Ka ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mandinika ny Vala
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra
2) Enganie ka tsy hitsapa
tany foana
Andriamanitra
ocxdizw Ray sy Zanaka Fanahy
Na hitondra tanam-polo
any an-danitra
Rehefa tonga ny andro farany
(Ho diboka)
FA ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mibanjina fa indro
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra
3) Indro tazako JEROSALEMA
vaovao
Lay tanàna soa
Zay nomanin'i Jesosy
Lay tanàna volamena
Misy lovasoa
Dia ilay seza fiandrianana
(No Lova)
Io no Lova sarobidy
Sady tsy mba mety lo
Tsy mba manam-pahavalo
Toa ny Lova ety an-tany
Fifaliana fihobiana
Tsy misy fitsaharana
Fandriampahalemana
Any an-danitra
izay wyksffj voalaza fa hanangonana
zascwfy Ireo voa izay nafafy
Hanangonana ny tsara
Ho ao an-tsopitra
tononkira.serasera.org Sy ny ratsy izay Ho dorana
(Ho diboka)
Ka ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mandinika ny Vala
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra
2) Enganie ka tsy hitsapa
tany foana
Andriamanitra
ocxdizw Ray sy Zanaka Fanahy
Na hitondra tanam-polo
any an-danitra
Rehefa tonga ny andro farany
(Ho diboka)
FA ho diboka hafaliana
Andriamanitra Tsitoha
Raha mibanjina fa indro
Feno hipoka tokoa
Ka natsotrany ny tanany
Hitsena ilay malalany
Izay sitraky ny fony
Ho any an-danitra
3) Indro tazako JEROSALEMA
vaovao
Lay tanàna soa
Zay nomanin'i Jesosy
Lay tanàna volamena
Misy lovasoa
Dia ilay seza fiandrianana
(No Lova)
Io no Lova sarobidy
Sady tsy mba mety lo
Tsy mba manam-pahavalo
Toa ny Lova ety an-tany
Fifaliana fihobiana
Tsy misy fitsaharana
Fandriampahalemana
Any an-danitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 176
Likes : 0 Like
Created by : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:43
