Izaho no nifidy anareo (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha ilazao anio
Izao tontolo izao
Torio sy ambarao
ny didy vaovao
Izay mbola fmyz tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo
Ndeha ilazao anio
Izao tontolo izao
Torio sy ambarao
Ny didy vaovao
Izay mbola tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo
REFRAIN:
Izaho no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa tononkira.serasera.org angataho amin'ny Anarako
INTER MUSIC
O mijoroa mba ho
vavolombelona
Amin'ny asa atao
sy ny finoana
Ny asa izay ataoko
no ataovy koa
Satria izaho fryclmya no nifidy anareo
Haneso anareo
ny manodidina
Ka miorena tsara
aza miodina
Andriamanitra
mihaino rahateo
Satria izaho no swmon nifidy anareo
REFRAIN:
Izaho no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa angataho amin'ny Anarako (3x)
Izao tontolo izao
Torio sy ambarao
ny didy vaovao
Izay mbola fmyz tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo
Ndeha ilazao anio
Izao tontolo izao
Torio sy ambarao
Ny didy vaovao
Izay mbola tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo
REFRAIN:
Izaho no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa tononkira.serasera.org angataho amin'ny Anarako
INTER MUSIC
O mijoroa mba ho
vavolombelona
Amin'ny asa atao
sy ny finoana
Ny asa izay ataoko
no ataovy koa
Satria izaho fryclmya no nifidy anareo
Haneso anareo
ny manodidina
Ka miorena tsara
aza miodina
Andriamanitra
mihaino rahateo
Satria izaho no swmon nifidy anareo
REFRAIN:
Izaho no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa angataho amin'ny Anarako (3x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAVisites : 187
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:27
