Izaho no nifidy anareo (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha ilazao anio
Izao tontolo izao
Torio sy ambarao
ny didy vaovao
Izay mbola tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo

Ndeha ilazao anio
Izao tontolo izao
Torio sy tononkira.serasera.org ambarao
Ny didy vaovao
Izay mbola tsy nandre
ataovy mpianatro
Satria izaho no nifidy anareo

REFRAIN:
Izaho bfmnubmx no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa angataho amin'ny Anarako

INTER MUSIC

O mijoroa mba ho
vavolombelona
Amin'ny asa atao
sy ny finoana
Ny asa izay ataoko
no ataovy koa
Satria izaho no nifidy anareo

Haneso anareo
ny manodidina
Ka kwbmoy miorena bmvd tsara
aza miodina
Andriamanitra
mihaino rahateo
Satria izaho no nifidy anareo

REFRAIN:
Izaho no nifidy anareo e!
Hoy Jesosy ka nanendry
Handeha sy
Hamoa bebe kokoa
Mba haharetan'ny vokatrareo
Omen'ny Ray anareo 'zay rehetra
Tena soa Lova Soa
Valim-pita
'zay sarobidy indrindra
Fa angataho amin'ny Anarako (3x)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433