Saino ihany (Tanora Marina Ambohitratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao nferko variana ,variana mitady hasambarana
Dia adino ny Tompon'ilay fiadanana
Ny vola, ny laza, ny harena be
Voninahitra mandalo ihany
Tsy mahavonjy fa mijanona eto an-tany.
SAINO IHANY ny zavatra any ambony any
Fa tsy ny zavatra izay mandalo ihany eto an-tany
Lalana tokana ihany anie
No fmcb mitondra anao mankany
Jesosy Tompo no raiso ho mpamonjy anao
Efa vita ,efa vita ny fampihavanana
Ianao no andrasana tononkira.serasera.org amoha varavarana
Jesosy efa ela sodfzmzq no niandry teo
Niandry anao mba hampiditra an-trano
Tsy mety kivy Izy fa manantena hatrany
Dia adino ny Tompon'ilay fiadanana
Ny vola, ny laza, ny harena be
Voninahitra mandalo ihany
Tsy mahavonjy fa mijanona eto an-tany.
SAINO IHANY ny zavatra any ambony any
Fa tsy ny zavatra izay mandalo ihany eto an-tany
Lalana tokana ihany anie
No fmcb mitondra anao mankany
Jesosy Tompo no raiso ho mpamonjy anao
Efa vita ,efa vita ny fampihavanana
Ianao no andrasana tononkira.serasera.org amoha varavarana
Jesosy efa ela sodfzmzq no niandry teo
Niandry anao mba hampiditra an-trano
Tsy mety kivy Izy fa manantena hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina AmbohitratrimoVangy : 517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jsjs
Daty : 14/01/2025 17:53
