Saino ihany (Tanora Marina Ambohitratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao variana ,variana mitady hasambarana
Dia adino ny Tompon'ilay fiadanana
Ny vola, ny laza, ny harena be
Voninahitra mandalo ihany
Tsy mahavonjy fa mijanona eto an-tany.
SAINO IHANY ny lzvvkht zavatra any ambony any
Fa tsy ny zavatra izay mandalo ihany eto an-tany
Lalana tokana ihany anie
No mitondra anao mankany
Jesosy Tompo no raiso ho mpamonjy anao
pzyd
Efa vita ,efa vita ny fampihavanana
Ianao no andrasana amoha varavarana
Jesosy efa ela no niandry teo
Niandry anao mba hampiditra an-trano
Tsy mety kivy Izy swtn tononkira.serasera.org fa manantena hatrany
Dia adino ny Tompon'ilay fiadanana
Ny vola, ny laza, ny harena be
Voninahitra mandalo ihany
Tsy mahavonjy fa mijanona eto an-tany.
SAINO IHANY ny lzvvkht zavatra any ambony any
Fa tsy ny zavatra izay mandalo ihany eto an-tany
Lalana tokana ihany anie
No mitondra anao mankany
Jesosy Tompo no raiso ho mpamonjy anao
pzyd
Efa vita ,efa vita ny fampihavanana
Ianao no andrasana amoha varavarana
Jesosy efa ela no niandry teo
Niandry anao mba hampiditra an-trano
Tsy mety kivy Izy swtn tononkira.serasera.org fa manantena hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Marina AmbohitratrimoHits : 437
Likes : 0 Like
Created by : Jsjs
Date : 14/01/2025 17:53
