Olona ve no ilako fitia ? (Tanora Kaleba herin'Andriamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cbxwgke Olona ve no hilako fitia sa Andriamanitra tononkira.serasera.org gqdktwn ?
Izy no namorona an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no namorona
An'izao tontolo izao
Izy no nanorotoro gwxhbm ny ota nataonao
Izy no nanavotra an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no nanavotra
An'izao tontolo izao
Izy no namorona an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no namorona
An'izao tontolo izao
Izy no nanorotoro gwxhbm ny ota nataonao
Izy no nanavotra an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no nanavotra
An'izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Kaleba herin'AndriamanitraVisites : 366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SafiraSarobidy
Date : 22/05/2024 16:29
