Tanora Kaleba herin'Andriamanitra

Hampiditra sary Nampiditra SafiraSarobidy
25 andro lasa
Hiran'i Tanora Kaleba herin'Andriamanitra 1 Jereo eto
Vangy : 70
Mpankafy : 0 Ankafizo
Fikambanan'ny tanora Kristiana amin'ny Fiangonana iray eto Madagasikara.Niforona ny 26 mai 2003 tao Ambohimiadana na antsoina ihany koa hoe Ambohimpamonjy.
Ny antom-pisiany dia hitory sy anambara ny filazan-tsara an'i Kristy.

Hevitra momba an'i Tanora Kaleba herin'Andriamanitra

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Tanora Kaleba herin'Andriamanitra (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011