Olona ve no ilako fitia ? (Tanora Kaleba herin'Andriamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona ve no hilako fitia sa Andriamanitra ?
Izy no namorona an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no hlhtsv tononkira.serasera.org namorona
An'izao tontolo izao
Izy no nanorotoro ny ota nataonao
Izy no nanavotra an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy outs gejvomho no nanavotra
An'izao tontolo izao
Izy no namorona an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy no hlhtsv tononkira.serasera.org namorona
An'izao tontolo izao
Izy no nanorotoro ny ota nataonao
Izy no nanavotra an'izao tontolo izao
Ref
Jesô no banjiniko,
Tsy hijery olona aho
Izy outs gejvomho no nanavotra
An'izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Kaleba herin'AndriamanitraHits : 365
Likes : 0 Like
Created by : SafiraSarobidy
Date : 22/05/2024 16:29
