Man'irery (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Man'irery no anarako,
Fijaliana ny làlako,
Fahosàna no ananako,
Alahelo mba namako,
Man'irery no anarako,
Ranomaso aaqydk no anjarako,
Kapoka mangidy no mba tsapako,
Fa ny akotrzay tsimb fantatro,
Ny nedevwf lanitra ielofako nge tsimba manga fa tononkira.serasera.org mainty tanteraka,
Ambany saranga, mahantra ah,
Firafiran'ny hafa,
Ny tsiky nandao ah, na mba te hifaly avanja,
Lazaina fa doto ah tasnkg , tsaraina fa nandra, vôdaka,
Sy atositosika lava,
Man'irery, mba leo toy zao ah,
Fa tsitako anefa ny atao ah
Lay taramasoandro io nandao ahy , (Tena marina)
Man'Irery mba ivavaho ho ahy,
Ra ny nofiko anie mba ho otranao ah,
Fa ny vintana tsimb' natao hoahy,
Man'irery no anarako,
Lamba tonta no ananako, Sorisory no akamako,
Le fiafina no mba havako,
Man'irery no anarako ô,
Farofy mandady ah, malemy amin'ny zioga sy latsa ah,
Antevana sy amoronkady ah',
Nandroso ny daty na niova ny taona,
Ra resaka jaly ah de anisany fona,
Na noana ah, tsisy panao manaona!
Mamely ahy daoly na fanoto na laona,
Na maty amzao ngamb' tsisy ny hisaona,
Naona ary za no traboina mandritran'ny taona?
Man'Irery ah' mba mila namana,
Fa very ah' na havia na havanana,
Potraka leo reo sampanana, (tena jaly ah),
Man'Irery ah' mba mila ny tànana,
Iaraka mba ifampitantana
Ho any amin'ilay fahasambarana

--------
Lien: