Mandalo (Tamboho Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ihany
Raha ny eto an-tany
Ka mba ettiqc manaova ny soa
Banjino ilay Ray tsitoha
Isika ho vovoka
Manaova ny marina
Ny eto tkcevmtz dia sento tomany
Hajao re ny hasin’ny tany
Ny vola sy harena
Tsy hitondra mankaiza
Tsarovy fa hifarana tononkira.serasera.org izany
Ny soa no atao sesilany
Ho anao izay mihaino etoana o!
Ity re no hafatro farany
Tsinjovy ny ory fa ndrao
Hifarana izao rehetra izao
Ho avy ilay Avo hitsara
Ianao tsy ho ratsy fiafara
Tonony sy feony: RaTiana Randria
Tarika: Tamboho Gasy
kmyeolm Faha 08 Aprily taona 2019
Raha ny eto an-tany
Ka mba ettiqc manaova ny soa
Banjino ilay Ray tsitoha
Isika ho vovoka
Manaova ny marina
Ny eto tkcevmtz dia sento tomany
Hajao re ny hasin’ny tany
Ny vola sy harena
Tsy hitondra mankaiza
Tsarovy fa hifarana tononkira.serasera.org izany
Ny soa no atao sesilany
Ho anao izay mihaino etoana o!
Ity re no hafatro farany
Tsinjovy ny ory fa ndrao
Hifarana izao rehetra izao
Ho avy ilay Avo hitsara
Ianao tsy ho ratsy fiafara
Tonony sy feony: RaTiana Randria
Tarika: Tamboho Gasy
kmyeolm Faha 08 Aprily taona 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tamboho GasyVisites : 1541
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : randrianandrasana
Date : 24/04/2019 15:22
