getsemane (Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny fitiavan-dehibe
Nomena drfstwd ho an’izao tontolo izao
Nasehon’ny Tompo tao Getsemane
Mba ho avotra ho ahy sy ho Anao
Fa teo ny Tompo no nijaly re
Ny dinitry ny rany nitete
Ka ory indrindra ny fanahiny
Mangidy loatra ny ady atrehiny
Getsemane izao miantso izao
Mpanota o! moa aiza moa ianao
Tsarovy anie lay niaretany
Fa ho anao no nijaliany
Mba renao ve izany antso izany
Injao Jeso henoy oebvf fa mitomany
Miandry anao mba hihavana aminy
Ka hody indray ho ao ambalany
Dieny mbola misy ny fotoana
Zay andrenesanao zao antso izao
Valio Jeso fa miantso sy mitaona
Ka araraoty sao ho neninao
Getsemane cgndueg izao miantso izao
Mpanota o ! moa aiza moa ianao
Tsarovy anie lay niaretany
tononkira.serasera.org Fa ho anao no nijaliany
Nomena drfstwd ho an’izao tontolo izao
Nasehon’ny Tompo tao Getsemane
Mba ho avotra ho ahy sy ho Anao
Fa teo ny Tompo no nijaly re
Ny dinitry ny rany nitete
Ka ory indrindra ny fanahiny
Mangidy loatra ny ady atrehiny
Getsemane izao miantso izao
Mpanota o! moa aiza moa ianao
Tsarovy anie lay niaretany
Fa ho anao no nijaliany
Mba renao ve izany antso izany
Injao Jeso henoy oebvf fa mitomany
Miandry anao mba hihavana aminy
Ka hody indray ho ao ambalany
Dieny mbola misy ny fotoana
Zay andrenesanao zao antso izao
Valio Jeso fa miantso sy mitaona
Ka araraoty sao ho neninao
Getsemane cgndueg izao miantso izao
Mpanota o ! moa aiza moa ianao
Tsarovy anie lay niaretany
tononkira.serasera.org Fa ho anao no nijaliany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TalentaVisites : 3751
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mbolatalenta
Date : 31/10/2012 10:37
