MIBOSESIKA (Talent For Jesus)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Ô! Ô ô ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Toa mibosesika mandeha amin’ny lala-migodana
Kanefa tsy mahalala akory izay mba hiafarana
Ho very anie ianao raha toa manao izao
Ekeo Jesosy anio miantso hoe:andao
Toa mibosesika mandeha amin’ny lala-migodana
Kanefa tsy mahalala akory izay mba hiafarana
Ho very anie ianao raha toa manao izao
Ekeo Jesosy anio miantso hoe:andao

Ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Ô! Ô ô ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Izao anefa tadidio, ny eto tsy mandrakizay
Koa raha mifikitra amin’io, ny helo anie ka mahamay
Hijaly hangirifiry anaty afobe
Ireo ota mankadiry mba ialao re!
Izao anefa tadidio, ny eto tsy mandrakizay
Koa raha mifikitra amin’io, ny helo anie ka mahamay
Hijaly hangirifiry anaty afobe
Ireo ota mankadiry mba ialao re!

Ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Ô! Ô ô ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Andeha re havako andeha! Raiso Jeso tia
Fa tsy ho neninao anie ilay fiainana doria
Hiara-tsambatra anilan’ilay Ray
Fiadanana anie ho anao mandrakizay
Andeha re havako andeha! Raiso Jeso tia
Fa tsy ho neninao anie ilay fiainana doria
Hiara-tsambatra anilan’ilay Ray
Fiadanana anie ho anao mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Talent For Jesus
Visites : 1088
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ntsoaraz
Date : 25/04/2017 12:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071