Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIBOSESIKA (Talent For Jesus)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Ô! Ô ô ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Toa mibosesika mandeha amin’ny lala-migodana
Kanefa tsy mahalala akory izay mba hiafarana
Ho very anie ianao raha toa manao izao
Ekeo Jesosy anio miantso hoe:andao

Izao anefa tadidio, ny eto tsy mandrakizay
Koa raha mifikitra amin’io, ny helo anie ka mahamay
Hijaly hangirifiry anaty afobe
Ireo ota vllofh mankadiry mba ialao re!
Izao anefa tadidio, ny eto tononkira.serasera.org tsy mandrakizay
Koa raha mifikitra amin’io, ny helo anie ka mahamay
Hijaly hangirifiry anaty afobe
Ireo ota mankadiry mba ialao re!
Ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Ô! Ô ô ô! Ô ô ô ô ô ô ô ô!
Na na na na, na na na na
Andeha re havako andeha! Raiso Jeso tia
Fa tsy ho neninao anie ilay fiainana doria
Hiara-tsambatra anilan’ilay Ray
Fiadanana anie ho ykvobcl anao mandrakizay
Andeha re havako andeha! Raiso Jeso tia
Fa tsy ho neninao anie ilay fiainana doria
Hiara-tsambatra anilan’ilay Ray
Fiadanana anie ho xstv anao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Talent For JesusVangy : 1503
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ntsoaraz
Daty : 25/04/2017 12:51