SAKAIZA TIAKO INDRINDRA (T.A.G (TIANA ARIS GUY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba manary na oviana na oviana
vmfjat Koa ity misy hira
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n\\’aiza n\\’aiza no alehako
Dia miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry tononkira.serasera.org Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n\\’inon\\’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
Hankato ny Teninao
Dia ho sambatra ho finaritra
amgb Mba ho Voninahitrao
rzvvbdl Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko hafindra...
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba manary na oviana na oviana
vmfjat Koa ity misy hira
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n\\’aiza n\\’aiza no alehako
Dia miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry tononkira.serasera.org Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n\\’inon\\’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
Hankato ny Teninao
Dia ho sambatra ho finaritra
amgb Mba ho Voninahitrao
rzvvbdl Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko hafindra...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : T.A.G (TIANA ARIS GUY)Visites : 2823
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/04/2005 06:46
