SAKAIZA TIAKO INDRINDRA (T.A.G (TIANA ARIS GUY))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                             SAKAIZA TIAKO INDRINDRA

Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
    Tsy mba manary na tononkira.serasera.org oviana na oviana
    Koa ity misy hira
    Ho fideràko ho Anao

1.Fa n\\’aiza n\\’aiza no alehako
  Dia miaraka eny foana isika
  velombolo aho mihomehy
  Tsy mahatsiaro mangatsiaka

2.Mpamonjy eqve tsy mahafoy Ianao ry Tompo
  Ka e ravoravo izao ny isqepj foko
  Koa n\\’inon\\’inona manjo
  Ny famonjenao hafa tokoa

3.Enga anie aho ka haharitra
  Hankato ny Teninao
  Dia ho sambatra ho finaritra
  Mba ho Voninahitrao

         Jeso ô! Sakaiza vwhbua tsy foiko indrindra
         Ny fitiavako Anao tsy haiko hafindra...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : T.A.G (TIANA ARIS GUY)
Hits : 2865
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 04/04/2005 06:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283