Manjaka Izy (Sunrise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihirà fiderana ho any lay MpanjakanaoMpanjaka ny Mpanjaka
Omeo azy ny voninahitra
Satria Izy Mpanjaka ny Mpanjaka
(A)sandrato Jeso
(A)sandrato I Manoela
Manjaka Izy, mandrakizay
(A)sandrato Jeso
--------
Lien: