Tsy kivy (STKVM Aina Tsarahonenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro aza ny mpanenjika
Indraindray manendrikendrika
Dia matoky aho ry Jeso Malala
Na maro aza ny mpanatsatso
Vao maika aho hiantsoantso
Ny Anaranao ry Jeso Malala
Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana yvqd
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao
Na maro aza ny mpanaratsy
Indraindray mamely fantsy
Dia matoky aho ry Jeso Malala
Na maro aza ny mpaniratsira
Vao maika aho hihirahira
Ny Anaranao ry Jeso Malala
Réf: Tsy tcyp kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola tononkira.serasera.org eo Ianao
Bridge: Eo Ianao ry Jeso Malala gepu
Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao
Indraindray manendrikendrika
Dia matoky aho ry Jeso Malala
Na maro aza ny mpanatsatso
Vao maika aho hiantsoantso
Ny Anaranao ry Jeso Malala
Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana yvqd
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao
Na maro aza ny mpanaratsy
Indraindray mamely fantsy
Dia matoky aho ry Jeso Malala
Na maro aza ny mpaniratsira
Vao maika aho hihirahira
Ny Anaranao ry Jeso Malala
Réf: Tsy tcyp kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola tononkira.serasera.org eo Ianao
Bridge: Eo Ianao ry Jeso Malala gepu
Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STKVM Aina TsarahonenanaVisites : 1145
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sahaza_Andriamanantsoa
Date : 21/04/2019 13:19
