Tsy kivy (STKVM Aina Tsarahonenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na maro aza ny mpanenjika
Indraindray manendrikendrika
Dia matoky aho ry Jeso Malala

Na maro aza ny mpanatsatso
Vao maika aho hiantsoantso
Ny Anaranao ry Jeso Malala

Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao

Na maro aza ny mpanaratsy
Indraindray mamely fantsy
Dia matoky aho ry Jeso Malala

Na maro aza ny mpaniratsira
Vao maika aho hihirahira
Ny Anaranao ry Jeso Malala

Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao

Bridge: Eo Ianao ry Jeso Malala

Réf: Tsy kivy aho na maro aza ny fisedrana
Tsy resy aho fa mbola eo Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STKVM Aina Tsarahonenana
Hits : 866
Likes : 1 Like
Created by : Sahaza_Andriamanantsoa
Date : 21/04/2019 13:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866