Fisaorana (STKVM Aina Tsarahonenana)
https://tononkira.serasera.org/hira/stkv-aina-tsarahonenana/fisaorana-1
Misaotra Anao izahay ry RayNoho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao asa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay Tsiky dia ampynataonao ahy
Misaotra Anao izahay ry Ray
Noho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao soa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy