TIAKO RAHA... (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tiako raha Ianao Jesoa . No hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy.na ratsy na ny soa
Ekeko avokoa
2-Tiako raha Ianao Jesoa .No hanjaka jfzmwy ato tononkira.serasera.org anatiko
Ka tsy izaho molfc intsony noho velona;Fa Ianao Jesoa
No ao amiko
3-Tiako raha Ianao Jesoa .No hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety.Arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao
REF:
Satria Ianao no efa nekeko ,amin’ny alehako rehetra
Mba handamina anhsbdne ny lalako,ka dia mahatoky Anao aho Jesoa
A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1358
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:20