TIAKO RAHA... (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tiako raha Ianao Jesoa . No hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy.na ratsy na ny soa
Ekeko avokoa
2-Tiako raha Ianao Jesoa .No hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony noho velona;Fa Ianao gujqbiq Jesoa
No ao amiko
3-Tiako raha Ianao Jesoa .No ohkci hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety.Arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao
REF:
Satria Ianao no efa nekeko ,amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny lalako,ka dia niwuep tononkira.serasera.org mahatoky Anao aho Jesoa
A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:20