Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho nofy (Sandra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao kanefa sarotra amiko
Ny hanadino ny lasa an'eritreritro
Rehefa tsy anilanao aho dia mitoreo
Mitalaho aminao qfcuwmk aho ka mba jereo
Enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
Ka ho tsaroako na matory na mifoha
Maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
Tiako ho mandrakizay ny antsika sy ianao
Taty tononkira.serasera.org aoriana dia nihamafy ilay fitia
Nitoetra tamiko gtldyh ilay fitiavanao mahery
Tonga ny alina dia manonofy anao aho
Tiako tsy ho nofy ilay eo anilanao

Ka cvibhw ho tsaroako na matory na mifoha

--------
Lien: