Isaorana ianao (Sandra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sitrakao ry Ray
Ilazao ireo variana
ka tsy mahalala akory
Zany fitiavanao

Raha mba fantatr'izy ireo
Fa ny eto de mandalo
Nefa ny eo tononkira.serasera.org anilanao
Tretrika mandrakizay

      Fiv: Averiko eto indray
     ffbzceb         Raha sarotra ny dia
             Antsoina ianao qxqazcld de tonga
             Hitantanay ety
             Tsy takatry ny saina
             Ny famindram-ponao
             Ny any ho lazaina
             Isaorana ianao

Fa ny ho avy zay rehefesiko eto androany
De ny hiaraka aminao eny Hatrany
Ny tafihotra sy ny ota dia mandalo
Fa ianao ilay Ray no ao anaty

    Fiv: Averiko eto indray
             Raha sarotra ny diha
             yqhgnhn Antsoina ianao de tonga
             Hitantanay ety
             Tsy takatry ny saina
             Ny famindram-ponao
             Ny any ho lazaina
             Isaorana ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sandra
Visites : 4498
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : papoosy
Date : 16/08/2010 15:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433