Tsy ho nofy (Sandra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
prcswb Tiako ianao kanefa sarotra amiko
Ny hanadino ny lasa an'eritreritro
Rehefa tsy anilanao aho dia mitoreo
Mitalaho aminao aho ka mba jereo
Enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
Ka ho tsaroako na tononkira.serasera.org matory na mifoha
Maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
Tiako ho mandrakizay ny antsika sy ianao
Taty aoriana dia nihamafy ilay fitia
Nitoetra tamiko ilay fitiavanao mahery
Tonga ny alina dia manonofy anao jvxowile aho
Tiako tsy ho nofy ilay eo anilanao

Ka ho tsaroako na matory na dhbq mifoha

--------
Link: