Mampamangy (ROM'JT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty antany lavitra aho, no mamisavisa ireny
Ireo fiainana fony cckyjfex mbola kely
Lay teo anilany dada sy i Neny
Ankehitriny anefa mahatsiaro tena very
Ny fitadiavana no nahatonga izany
Lasa hantsana tonga elanelantany
Izaho taraiky aty nareo lavitra qbhtqa any
Ny hany sisa atao de mampamangy any
Mampamangy ee
Any amin'ny havako any
Mampamangy ee
Any amin'ny namako any
Mbola hihaona anieee
Ndray andro any
Tsy maintsy mihaona aniee
Raha mbola tany koa ny tany
Aty an-tany lavitra aho mahatsiaro tena irery
Mahatsiaro isan'andro an'i dada sy ry neny
Mahatsiaro anao ry mama nefa tsy afaka manoatra
Tsaroako tsika xkij miady rehefa samy misendaotra
Any tononkira.serasera.org koa ireo havana tsy adino ny akama
Malahelo anareo zah fa mbola mikarama
Tsy afaka manoatra satry lavitra de lavitra
Fiainana izany ka tsy maintsy miaritra
Any koa ilay olon-tiako izay nomeko toky
Nandeha lavitra ny misy ah efa anao ny foko
Matokisa ianao malala fa ny aty tsy manadino
Raha sendra mba mahatsiaro ilay sariko fihino
Noho ny fitadiavana nahazaka naniraka
Mahatsiaro tena irery aho aty amorontsiraka
Any indray andro any tsika mbola hihaona
Aza manahy fa mbola ho avy ny fotoana

--------
Lien: