Viavy iny (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tafalatsaka sy tena love aminao hoa le kofa eh!Ka aza dia atositosika eh! Aza dia ahilikilika eh!
Fa averiko foana hoe tiako ianao io
Ka raiso anao re ny foko ry viavy iny eh!
Réf :Efa love love aminao Zaho ôh!
Efa tafalatsaka aminao ôh!ôh!
Ka raiso anao re foko viavy iny ôh!ô!
Fa vonona hitia anao
Ho doria anie aho yeh yeh!)X2
Ekeko hoe maro ny manja ankoatranao aho fa ianao ihany aloha mababo ny foko
Tsy laviko fa bobaka ihany koa ny tsara ankoatranao fa ianao ihany tena marina ahy satria
Réf :Efa love love aminao Zaho ôh!
Efa tafalatsaka aminao ôh!ôh!
Ka raiso anao re foko viavy iny ôh!ô!
Fa vonona hitia anao
Ho doria anie aho yeh yeh!)X2
Tsy afeniko aloha fa isak'alina aho
Tsy mahita Tory fa mieritreritra anao
Ry Kiala Kely iny eh yeh!
Fa mino kosa aho fa tsy ho lavinao satria
Réf :Efa love love aminao Zaho ôh!
Efa tafalatsaka aminao ôh!ôh!
Ka raiso anao re foko viavy iny ôh!ô!
Fa vonona hitia anao
Ho doria anie aho yeh yeh!)X2
Hira 18 juin 2024
A/C: Resia
Sond by : TSAM
--------
Lien:
