Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jangobo (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resia CarolineRe.. Resia
Allo !
Complet 1: Babe gial zah matsiaro irery ato ô
Ka matsiaro ilay ankilanao..
Ka jangobo mafy eh... Ka mialatsin t@ireo vava eh....
Zay nandratra ka na tonga anao nandeh.. Hifonako baby eh...ao fa tsy ataoko intsony fa miverena eeeee
Pres: Aiza ary ianao io ry valiko ô.. Ô
Fa zah io Da Ngoma anao ô. Ô
Aiza ary ianao io ry viavy eh.. Eh.
Fa zah ato Ngoma eh....
Jangobo Totaly eh,,,,,,
Ref: Babe Caroline ah.. Babe carolina...
Miverena moa vadiko ô ! FA tsisy manjary raha ataoko ô. ...
Babe Caroline ah.. Babe carolinah...
Mipoliana moa valiko ô ! FA Zah mijaly tsisy anao....
COMPLET 2: Isak'alina aho tsy mahita tory fa mieritreritra ilay.....
Fataon-tsika Roa alohan'ny atory eh..
Mifampitouche touche mifampitoritory ilay fitiavana e....ka mipoly ma valiko...
Fa jangobo aho..
Pres: Aiza ary ianao io ry valiko ô.. Ô
Fa zah io Da Ngoma anao ô. Ô
Aiza ary ianao io ry viavy eh.. Eh.
Fa zah ato Ngoma eh....
Jangobo Totaly eh,,,,,,
Ref: Babe Caroline ah.. Babe carolina...
Miverena moa vadiko ô ! FA tsisy manjary raha ataoko ô. ...
Babe Caroline ah.. Babe carolinah...
Mipoliana moa valiko ô ! FA Zah mijaly tsisy anao....
Pres: Aiza ary ianao io ry viavy ô.. Ô
Fa zah io Da Ngoma anao ô. Ô
Aiza ary ianao io lelahy eh.. Eh.
Fa zah koa dia Ngoma eh....
Jangobo totaly anao,,,,,(Ataovy sérieux ma valiko)
(Ref: Babe Caroline ah.. Babe carolina...
Miverena moa vadiko ô ! FA tsisy manjary raha ataoko ô. ...
Babe Caroline ah.. Babe carolinah...
Mipoliana moa valiko ô ! FA Zah mijaly tsisy anao....) X2
--------
Rohy:
