Ampidiro aloha ny tenimiafina
ilay maraina (Tarika Remy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARAINA VAOVAO
Mbola ho avy ilay mraina vaovao
Hitondra hasambarana ho ahy sy anao
Mbola ho foana btyze ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly de andaho
Mbola ho afaka ny gidram-pahoriana
Ny tafondro sy ny basy de angaina sy ho sina
Mbola ho tapitra ilay tsy fitoviana
Nampisaraka nburpccd antsika roa ry tiana
Ny alahelo de ho foana
Fa ho falifaly lava
Ny kibo tsy ho wbtyknc noana
Ny aretina hisava
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ny tononkira.serasera.org haizim-pahantrana de ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-piafiana sy toreo
Mbola ho avy ny haravona lavin-tsento
Ny tsikitsiky no anjaka ety
Mbola hifarabna ny fijaliana eto
Ka hirahira hifaly sy handihy
Mbola ho avy ilay mraina vaovao
Hitondra hasambarana ho ahy sy anao
Mbola ho foana btyze ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly de andaho
Mbola ho afaka ny gidram-pahoriana
Ny tafondro sy ny basy de angaina sy ho sina
Mbola ho tapitra ilay tsy fitoviana
Nampisaraka nburpccd antsika roa ry tiana
Ny alahelo de ho foana
Fa ho falifaly lava
Ny kibo tsy ho wbtyknc noana
Ny aretina hisava
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ny tononkira.serasera.org haizim-pahantrana de ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-piafiana sy toreo
Mbola ho avy ny haravona lavin-tsento
Ny tsikitsiky no anjaka ety
Mbola hifarabna ny fijaliana eto
Ka hirahira hifaly sy handihy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika RemyVisites : 4731
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tsitsy
Date : 28/07/2004 01:31
