Tadidiko Sady Tsaroako (Ossy sy Emilienne)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2) Ossy
Tadidiko sady tsaroako
Ilay dina niarahana nitoky
Tsaroako ary tena tsaroako
Ary tononkira.serasera.org hidiko tanatin'ny boky
Fa pempvtu tokana saro-tadiavina
Ilay Eny nandrafy ny vavany
Dia marina tsy ffce azoko lavina
Izaho irery ihany no tiany.

Duo
Tadidiko sady tsaroako
Ilay dina niarahana nitoky
Tsaroako ary tena tsaroako
Ary hidiko tanatin'ny boky
Fa tokana saro-tadiavina
Ilay Eny nandrafy ny vavany
Dia marina tsy azoko lavina
Izaho meouk irery ihany no tiany.

A/C : Fredy Raoilifahanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ossy sy Emilienne
Visites : 190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 01/06/2026 14:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03