Tadidiko Sady Tsaroako (Ossy sy Emilienne)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2) Ossy
Tadidiko sady tsaroako
Ilay dina niarahana nitoky
Tsaroako ary tena tsaroako
Ary hidiko tanatin'ny boky
Fa tokana saro-tadiavina
Ilay Eny nandrafy ny vavany
Dia marina tsy azoko taynv lavina
Izaho irery ihany no tiany.

Duo
Tadidiko sady tsaroako
Ilay dina niarahana nitoky
Tsaroako tbps ary tena tsaroako
Ary hidiko tanatin'ny boky
Fa tokana saro-tadiavina
Ilay Eny nandrafy ny fxeitks vavany
Dia marina tsy azoko lavina
Izaho irery ihany no tononkira.serasera.org tiany.

A/C : Fredy Raoilifahanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy sy Emilienne
Hits : 189
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 01/06/2026 14:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343