Ny Lehilahy (Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa lehilahy no tsy mety hanambady dia fantaro
Fa mbola te hilalao mbola te hifangaroharo
Kanefa tsarovy tsarovy
Fa tia tena
Ka mampahonena
Mandositra adidy
Tena mangidy
Ireo sorisory
Hevero fa mampahory

(x2)
Maro no efa nivoady
Hijanona tsy hanambady
Kanefa aiza izy izao
Hoy ianao
Ny loha tononkira.serasera.org efa sola
Tsy afa-midola
Ny zaza vao qhjbbv miana-mandeha

Heveriny angaha fa raha toa ka mijanona amin’izao
Dia afaka hanao zay rehetra tiany hatao
Marina izany kanefa eflmjuf
Tsisy mpifehy
Ka mampihomehy
Manao adalana
Mila tsy ho tana
Tsisy lalàna
Ho entin’ny hatanorana

Fatra mpifantina loatra
Farany tsy afa manoatra
Tsy hankaiza anie
Hitovy ihany ange
Ny tombony angaha
Ny tombony angaha
Antitra vao mitaiza rangahy

A/C : Naly Rakotofiringa
Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka
Kapila : Decco ffvqqx 58.322

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka
Visites : 34
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 03/07/2026 06:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286