Ny Lehilahy (Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uzwn Raha toa lehilahy no tsy mety hanambady dia fantaro
Fa tononkira.serasera.org mbola te hilalao mbola rucxuzm te hifangaroharo
Kanefa tsarovy tsarovy
Fa tia tena
Ka mampahonena
Mandositra adidy
Tena mangidy
Ireo sorisory
Hevero fa mampahory

(x2)
Maro no efa nivoady
Hijanona tsy hanambady
Kanefa aiza izy izao
Hoy ianao
Ny loha efa sola
Tsy afa-midola
Ny zaza vao miana-mandeha

Heveriny angaha ipeevc fa raha toa ka mijanona amin’izao
Dia afaka hanao zay rehetra tiany hatao
Marina izany kanefa
Tsisy mpifehy
Ka mampihomehy
Manao adalana
Mila tsy ho tana
Tsisy lalàna
Ho entin’ny hatanorana

Fatra mpifantina loatra
Farany tsy afa manoatra
Tsy hankaiza anie
Hitovy ihany ange
Ny tombony angaha
Ny tombony angaha
Antitra vao mitaiza rangahy

A/C : Naly Rakotofiringa
Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka
Kapila : Decco 58.322

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka
Hits : 176
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 03/07/2026 06:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622