Omeo Hery (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazoniko tsy atakalo              
Ny fanekena izay Nomenao ahy        
Fa tokiko tsy mampimalo          
Manafaka ny ahiahy      drardnt          
Ny fanenjehan-tsy ahoako        
Na eso, latsa, tora-bato          
Fa  Afakao ny tolokoko            
Ka raiso re ny vetsoko ato      

Fiv : jdsau Kanefa ekeko fa malemy
Ity zanakao, ity zanakao
Variana lava ka manjeny
Mifona aho re sy mitalaho
OMEO HERY AHO (3) Raiko o!
Hijoroako ho zanakao ho doria.

Na ho tafiotra mihamafy
Na oram-be mivatravatra
Na hangatsiaka tsy hitafy
Na koa hisento irlo sy hahantra
Ny ràn’ny Zanakao ry tononkira.serasera.org Raiko
’Lay rà nalatsany ho ahy
Fikiriko fa tena ilaiko
Mamelona ny fo, Fanahy


    Tonony sy feony : Pasteur RAKOTOARIMALALA Romuald .

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory
Hits : 3819
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 02/04/2005 06:01
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009