Omeo Hery (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazoniko tsy atakalo
Ny fanekena izay Nomenao ahy ttuanb
Fa tokiko tsy mampimalo
Manafaka ny ahiahy
Ny fanenjehan-tsy ahoako
Na eso, latsa, tora-bato
Fa Afakao ny tolokoko tononkira.serasera.org
Ka raiso re ny vetsoko ato
Fiv : Kanefa ekeko fa malemy
Ity zanakao, ity zanakao
Variana lava ka manjeny
Mifona aho re sy mitalaho
OMEO HERY AHO (3) Raiko o!
Hijoroako ho zanakao ho doria.
Na ho tafiotra mihamafy
Na oram-be mivatravatra
Na hangatsiaka tsy hitafy
Na koa hisento sy hahantra
Ny ràn’ny Zanakao ry Raiko
’Lay rà nalatsany ho ahy
Fikiriko fa tena ilaiko
Mamelona ny fo, Fanahy
ymibkc Tonony sy feony : xufkqjwn Pasteur RAKOTOARIMALALA Romuald .
Ny fanekena izay Nomenao ahy ttuanb
Fa tokiko tsy mampimalo
Manafaka ny ahiahy
Ny fanenjehan-tsy ahoako
Na eso, latsa, tora-bato
Fa Afakao ny tolokoko tononkira.serasera.org
Ka raiso re ny vetsoko ato
Fiv : Kanefa ekeko fa malemy
Ity zanakao, ity zanakao
Variana lava ka manjeny
Mifona aho re sy mitalaho
OMEO HERY AHO (3) Raiko o!
Hijoroako ho zanakao ho doria.
Na ho tafiotra mihamafy
Na oram-be mivatravatra
Na hangatsiaka tsy hitafy
Na koa hisento sy hahantra
Ny ràn’ny Zanakao ry Raiko
’Lay rà nalatsany ho ahy
Fikiriko fa tena ilaiko
Mamelona ny fo, Fanahy
ymibkc Tonony sy feony : xufkqjwn Pasteur RAKOTOARIMALALA Romuald .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Oriela Maintimolaly FJKM AmbohimamoryVangy : 3818
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/04/2005 06:01
