NY VOLA SY HARENA (NY MAHEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola sy harena, dia hozatry ny fiainana
Mampifaly koa ny tononkira.serasera.org tena, tsy ho velom-pitarainana
Nefa zavatry ny nofo, mora simba mora mihofo
Eny manam-pahalaniana, ka tsy azo hitokiana
(2fois)
Inona ary hoy tabue ianao, ry tanora vao misandratra
No mba azonao hatao, hahatonga anao ho sambatra
Ny fahaizana katsaho, amy fo tsy mihambatrambatra
Fahendrena re hajao, dia ny soa hitambatambatra

Mampifaly koa ny tena, tsy ho velom-pitarainana

Eny manam-pahalaniana, ka tsy azo vafcgm hitokiana
A/C cnirkd : Aubry RAZANAMAHEFA

--------
Lien: