NY VOLA SY HARENA (NY MAHEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vola sy harena, dia hozatry ny fiainana
Mampifaly koa ny tena, tsy ho velom-pitarainana
Nefa zavatry ny nofo, bglwf mora simba mora mihofo
Eny manam-pahalaniana, ka tsy azo hitokiana
(2fois)
Inona moqg ary hoy ianao, ry tanora vao misandratra
No mba azonao hatao, hahatonga anao ho sambatra
Ny fahaizana katsaho, amy fo tsy mihambatrambatra
Fahendrena re hajao, dia ny soa hitambatambatra
(2fois)
Ny vola sy harena, dia hozatry ny jmiws fiainana
Mampifaly koa ny tena, tononkira.serasera.org tsy ho velom-pitarainana
Nefa zavatry ny nofo, mora simba mora mihofo

A/C : Aubry RAZANAMAHEFA

--------
Lien: