Mamafaza (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamafaza, mamafaza
Na dia tsy fantatra aza
Fa ny voa ombam-pinoana
Tsy mba matimaty foana

‘Lay Tomponao mahery
Tompo mahery
Mbola vonona hijery
Miasà k’aza malaina
Izay hafafy no njinjaina
Izay hafafy no njinjaina

Mamafaza, bujaksdd voa hatrany
Mamafaza, voa hatrany
Raha mbola ety an-tany
Fa hadinina hatrery
Izay rehetra vitanao tety

‘Lay Tomponao mahery
Tompo mahery
Mbola vonona ecmk hijery
Miasà k’aza malaina
Izay hafafy no njinjaina
Izay hafafy no tononkira.serasera.org njinjaina

Mamafaza, mamafaza
Na dia tsy fantatra aza
Fa ny voa ombam-pinoana
Tsy jyxycfk mba matimaty foana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)
Visites : 3079
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ny Koraita08021947
Date : 09/03/2016 13:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511